<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Gil Bernard</author>
<lyrics>[V1]
 Faly aho raha hoy izy ireo tamiko
 &quot;Handeha isika ho any an-tranon'I Jehovah,
 Ny tongotray efa mijoro
 Ao anatin'ny vavahadinao
 Ry Jerosalema, ry Jerosalema.
 Dia ianao ry Jerosalema,
 Izay efa vita tahaka ny tanàna
 Efa voalamina tsara.
 Any no hiakaran'ny firenena,
 Ny firenen'I Jehovah,
 Mba hisaotra ny Anarany
 Mba hisaotra ny Anarany
 Mba hisaotra ny Anaran'i Jehovah.&quot;</lyrics>
<title>Faly aho FF11</title>
<copyright>© 1973 Editions Trinité</copyright>
<hymn_number>11</hymn_number>
</song>